Entrée fampitaha (taha)
Partie du discours nom
Explications en malgache Kilalao fanaon' ny ankizivavy izay mifaninana mba hahitana izay tsara tarehy sy mahay mandihy: mifanao andaniny roa izy ireo, ka samy mifidy tovovavy iray ravahany araka ny fahaizany avy. Rehefa vonona avy izy roa dia samy miseho ary samy rafitra mampiseho ny fahakingany mandihy avy: ny be sy ny maro no mitsara [Rajemisa 1985]
Explications en anglais A children's game. [Richardson 1885]
Explications en français Ancien amusement des souveraines consistant à faire parer des personnes et à les faire danser au palais, (on adjugeait la palme à la plus capable, à la plus belle); les petiles filles continuent encore ce jeu sur les places publiques, surtout au Fandroana, se parent la téte avec des fleurs et dansent deux à deux, l'une en face de l'autre [Abinal 1888]
Vocabulaire 
Exemples 
1Voampo na voangivy notohizina natao ravaky ny ankizy, nanao fampitaha. [Dahle: Angano, page 224]
2Ao ireo efa tsy hita intsony toy ny fampitaha, ny tamaboha ary ny fandriro-bola. [FOFAFIPE: Rosovola, page 107]

Entrée fampitaha (taha)
Partie du discours nom
Explications en français  [Vezo] façon de faire soigner [Poirot & Santio: Vezo]

Mis à jour le 2020/07/31