Teny iditra tapika
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza zavatra vitsivitsy, tsy betsaka, anatin' ny maro: Tapiny ihany no hitanay tamin' ireo tompon-tany, fa raha vao tonga izahay dia lasa niery daholo ny ankamaroany
Singantsingany mialoha lalana ary manambara ny maro mbola eo aoriana. [1.1]
Haiendriteny 
Tsotra : tapiny, tapik', tapikan', tapi-
Tovy hevitra tapiny
Kamban-teny 

Teny iditra tapika (pika)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Kilalao ifanaovan' ny ankizy manao izay hianjeran' ny zavatra eny an-tanan' ny namany amin' ny fipehana azy, ka raha latsaka dia lasany na isasahana aminy: Miombona tapika [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Jeu des enfants consistant à frapper sur la main de celui qui tient un objet; si cet objet tombe, il appartient à celui qui a frappé [1.3]
Voambolana 
Sampanteny 
 

Teny iditra tapika
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Betsimisaraka, Bezanozano, Sihanaka] (de pika : petite détonation, comme en font les bois qui éclatent quand on les met au feu). Nom de plusieurs cryptocarya (Lauraceae). Le forestier Guinet préfère l'orthographe tapiky. C'est aussi celle que reprend A. Grandidier, fichier manuscrit. [1.196]
Voambolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11