|
|
|
|

Teny iditra1  tongo-dovia
Singan-teny  2  tongotra, lovia
Sokajin-teny  3  kambanteny
Voambolana  4  Fanatanjahan-tena
Fanazavàna teny malagasy  5  Fomba fijoro amin' ny tongotra an' ila fotsiny ihany, izany hoe ny tongotra iray mijoro, ny ilany akarina mivonkina: Manao tongo-dovia
6  Malama maina ny fiainana ka tsy azo anaovana tongo-dovia: (jereo malama) [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  7  course à cloche-pied [1.13]
Mpanahaka  8  manao tongo-dovia, manao gisalahy maty vady
Kamban-teny 
Ohabolana  10  Ohabolana misy io teny tongo-dovia io

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/10