1 | Indray asabotsy, fahavaratra ny andro tamin' izay, latsaka tany an-tevana noho ny tany malama io omby io, ka tapaka ny tongony iray. [Andraina: Mitaraina, page 125]
|
2 | Raha manaiky ny tsy hiverina ilalana ny tongotrao kapohin‘ ny bozaka kotsan' ando sy solafaka impolo kely amin' ny fotaka malaman' ny riaka... [Andriamalala: Taolambalo, page 5]
|
3 | nefa tandremo sao lavo fa malama ny lalana; [Rabetokotany: Hanim-pito]
|
4 | Tonon' andry malama, Mahaiza mitan-kazomanga, Fa ny zana-Bazaha no hitsangaaa. [Dahle: Angano, page 276]
|
|