Entrée taolambalo (taolana, valo)
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Ireo taolana valo noheverin'ny Ntaolo fa tsy maintsy hampidirina ao am-pasan-drazana rehefa mamindra faty ao, dia ny taolin'ny sandry sy lanton-tanana amin'ny tanana roa avy, ary ny taolam-pe sy ny taolan-dranjo amin'ny tongotra roa avy.
Explications en anglais  [Richardson 1885] the eight bones; i.e. the humerus and radius, and the tibia of each arm and leg. These eight bones are always brought up to Imerina for burial when a person dies in a distant part
  [Hallanger 1973] Dry bones (esp. the "eight long bones") brought back to the family tomb.
Explications en français  [Abinal 1888] Les huit os, comprenant l'humérus et le radius des deux bras, le fémur et le tibia des deux jambes (qu'on rapporte de loin pour être enterrés dans le tombeau de famille).
  [Rajaonarimanana 1995] Les ossements d'un défunt mort au [...]
  [Hallanger 1974] Ossements (surtout les os des bras et des jambes) ramenés dans le tombeau familial.
Vocabulaire 
Mots composés, titres, noms 
Exemples 
1 [Andriamalala: Zazavavindrano, page 79] olona izy, ka ravo fa tsy hadinon' ny taranany, faly fa tsy very taolambalo
2 [Rahajarizafy: Filozofia, page 117] na dia miraraka ao am-pasana aza ny nofo sy ny taolam-balo, mbola velona ihany ny olona
3 [Randriamiadanarivo: Sikajy, page 197] saingy efa tonga havan-tsy mahafoy ka hiray taolambalo aminay ao amin' ny fasan-drazanay koa rahatrizay maty.
Citations 

Entrée Taolambalo
Partie du discours nom propre (titre de livre)
Auteur Andriamalala Emilson Daniel, 1948
Editions 1999. Librairie Mixte. Pages: 159.
Copyright Librarie Mixte 1999
Tableaux et planches Tous les titres

Mis à jour le 2022/11/17