Teny iditra |
kely
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Fanazavàna teny malagasy | Tsy lehibe, madinika: Trano kely no ipetrahanay Tsy be, vitsy, tsy firy: Kely ny isan' ny mpianatra tonga Manify, mezaka: Kely ny vahan' io olona io Fohy zeny: Lazain' ny mpitantara fa olona kely, hono izany vazimba izany.
[1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | Little, small [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Petit, peu [1.8]
|
Ohatra | Manampy anay amin’ ny varotra kelinay ao izy, rahefa nahavita izay mba vitany tamin’ ny fianarana.
[2.4]
|
Haiendriteny |
Tsotra : |
kely,
keliko,
kelinao,
keliny,
kelintsika,
kelinay,
kelinareo |
|
Sampanteny |
Kamban-teny |
|
Kamban-teny, lohateny, anarana |
|
Anaram-biby |
|
Lohateny |
|
Anaran-toerana |
|
Ohabolana |
|