Teny iditra | fanakelezana (kely) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fanaovana izay hahakely; fampihenana (habe, isa); fanafohezana [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | L’action de diminuer, l’instrument [1.3] | |
Ohatra | fa mijery koa amin' ny solomaso fanakelezana!
[2.5] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/06 |