Fizahan-teny

Ohabolana : afero

Ohabolana 1Aty sy afero, ka izay voatohina, maharary. [2.415 #1054]
Dikanteny frantsayFoie et bile : touchez le foie et la bile est remuée. [2.415 #1054]
Fanazavana frantsayChacun ressent les malheurs de ses parents. [2.415 #1054]

Ohabolana 2Dihin' Ilaisokaka, ka ny tsy manao no vaky afero. [2.415 #5529]
Dikanteny frantsayDanse d'Ilaisokaka : ceux qui ne dansent pas sont confus, parce qu' ils sont seuls à ne pas danser. [2.415 #5529]

Ohabolana 3Fandiorano ratsy, ka miseho tsy valahara, milentika tsy vaky atatra. [2.415 #3002]
Fandiorano ratsy, ka mitranga tsy menatra, misitrika tsy valahara. [2.415 #3002]
Toy ny fandiorano ny ratsy: koa miseho, tsy menatra olona; misitrika, tsy valahara. [2.165]
Toy ny fandiorano ny ratsy : miseho tsy vaky afero, misitrika tsy valahara. [2.558 #4276]
Toy ny fandiorano ratsy : koa miseho, tsy menatra olona; misitrika, tsy valahara. [2.653]
Dikanteny frantsayLe méchant est comme le gyrin: quand il se montre, il n' a pas honte; et quand il disparaît, il ne rougit pas. [2.165]
Vilain gyrin nageur : il se montre impudemment, il plonge effrontément. [2.415 #3002]
Fanazavana frantsaySe disait des gens qui ne savent pas rougir. [2.415 #3002]

Ohabolana 4Izaho anie nandoa aty aman' afero, vao nahatsangy ny hary. [2.415 #203]
Dikanteny frantsayJ' ai vomi le foie et le fiel avant de pouvoir acquérir ce que je possède. [2.415]
Fanazavana frantsayUne des comparaisons proverbiales du roi Andrianampoinimerina exprimant ce qu' il a souffert pour fonder son royaume ; les pères de famille l' employait vis-à-vis de leurs enfants. [2.415]

Ohabolana 5Laha voatohy ty ate, maharare ty afero. [1.68]
Dikanteny frantsayQuand on heurte le foie, la bile en est malade. [1.68]

Ohabolana 6Manisy soa olona, ka mandoa aty aman' afero. [2.415 #5097]
Dikanteny frantsayFaire du bien aux gens : on en vomit foie et bile. [2.415 #5097]
Fanazavana frantsayIl en coûte. [2.415 #5097]

Ohabolana 7Ny nandoa aty amin' afero no tsy nanana anjara ho diavina. [2.558 #3168]

Ohabolana 8Raha mba manana aty, raha mba manana afero; raha mba mila, raha mba mitady, no ny an' olona no jokojokoina? [2.165]
Raha mba manana aty, raha mba manana afero, raha mba mila, raha mba mitady, no ny an' olona no kojikojena. [2.415 #4316, 2.653 #2692]
Dikanteny frantsayS' il a du coeur, s'il a des sentiments, qu' il cherche, qu' il s' industrie, au lieu de s'emparer de ce qui est à autrui. [2.415]
Si vous avez un foie, si avez de la bile; si vous avez besoin de quelque chose, si vous cherchez, pourquoi volez-vous les autres? [2.165]
Fanazavana frantsayC. à. d. si vous avez vous-même des besoins et si vous savez penser aux autres, pourquoi prenez-vous ce qui est à eux? [2.165]

Ohabolana 9Raha tohina ny aty, marary ny afero. [1.1 #637]
Raha voatohina ny aty, marary ny afero. [1.1 #28, 2.415 #994, 2.558 #3682, 2.653 #2727]
Fanazavana malagasyOhabolana enti-milaza fifandraisan-javatra roa samy hafa ka izay mahazo ny iray dia mahavoa ny ilany koa. [1.1 #637]
Raha misy havana na sakaiza voateny na asian' ny sasany, ny tena avy no mahatsiaro mararirary. [1.1 #28]
Dikanteny frantsaySi on touche au foie, la bile remue. [2.415 #994]
Un choc sur le joie irrite la bile. [2.974 #422]
Fanazavana frantsayLes membres d' une famille sont tellement unis, que toucher les uns c' est rendre les autres malades. [2.415 #994]

Ohabolana 10Samy mangidy ny afero sy ny fanaratsiana. [2.415 #4891]
Dikanteny frantsayLe fiel et la calomnie sont choses également amères. [2.415 #4891]

Ohabolana 11Tsy vaky afero. [2.415 #3087]
Dikanteny frantsayDont la bile ne s' échappe pas, parce que tout sentiment est émoussé. [2.415 #3087]
Fanazavana frantsaySe disait des gens impudents et éhontés. [2.415 #3087]

Fizahan-teny