Teny iditra tohina
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay Action de toucher [1.3]
Sampanteny 
Kamban-teny 

Teny iditra tohina
Sokajin-teny matoanteny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Voadona malemy dia malemy, voakasika kely foana: Tohina fotsiny ilay tavim-boninkazo dia nianjera
Sosotra na tezitra na mangoraka: Tohina ny foko mahita ilay vehivavy mahantra mibaby zaza mitsindroka eny an-dalambe
Tofoka, leony: Tohin-kazandrano aho tany amoron-tsiraka. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Touché légèrement
Dégoûté, qui n'en veut plus (peu usité en ce sens) [1.3]
Ohatra 
1Hoy aho somary tohina. [2.944]
2Mora tohina amin'ny fony izy: [2.298]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : tohina, tohiko, tohinao, tohiny, tohintsika, tohinay, tohinareo, tohin', tohin-, tohim-, tohi-
Ny lasa : tohina, tohiko, tohinao, tohiny, tohintsika, tohinay, tohinareo, tohin', tohin-, tohim-, tohi-
Ny hoavy : ho tohina, ho tohiko, ho tohinao, ho tohiny, ho tohintsika, ho tohinay, ho tohinareo, ho tohin', ho tohin-, ho tohim-, ho tohi-

Teny iditra tohina
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Tsy rahazakan'ny taova zavatra iray, ary miseho amin'ny endrika samihafa [1.13]
Fanazavàna teny frantsay Allergie [1.13]
Voambolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/03/29