Teny iditra mahatohina (tohina)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Qui peut ou ose toucher légèrement [1.3]
Ohatra 
1Fantatr'ilay mpaminany ny ao am-pon'ny olona fa ny zava-mihatra sy voatsapany no tena mahatohina ny vahoakany. [2.298]
2irery dia ny hatsaran'ilay zavatra aloha no mahatohina azy indrindra, iretsy kosa dia ny hamarin'ilay zavatra aloha no mahataitra azy indrindra. [2.297]

Nohavaozina tamin' ny 2023/03/29