Teny iditra atỳ
Sokajin-teny tambinteny [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy Milaza toerana misy ny tena, fa malaladalaka kosa mitahy amin' ny Ato: Mahafinaritra ahy ny mipetraka atỳ ambanivohitra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Here, not in sight [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Ici, pas visible [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : atỳ
Ny lasa : tatỳ
Ny hoavy : ho atỳ
Sampanteny 
Kamban-teny 
Mpanahaka  etỳ ~ eto ~ eo ~ etsy ~ eny ~ eroa ~ erỳ
  atỳ ~ ato ~ ao ~ atsy ~ any ~ aroa ~ arỳ

Teny iditra aty
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Ilazana toerana iray izay voafaritra ny manodidina azy: Madio ny atin' ity trano itỳ na dia maloto aza ny ivelany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy The insides of anything; a room [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  [Tankarana] Intérieur [1.19]
 Intérieur, ce qui est au dedans [1.3]
 L'intérieur, le dedans [1.8]
Voambolana 
Haiendriteny 
Tsotra : aty, atiko, atinao, atiny, atintsika, atinay, atinareo, atin', atin-, atim-
Sampanteny 
Kamban-teny 
Anaram-javamaniry 

Teny iditra aty
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Ny lehibe indrindra amin' ny glandy ao amin' ny tenan' ny olombelona, ao amin' ny kibo, amin' ny havanana, miteraka ny antsoina hoe ranon' afero izay ilaina amin' ny fanovana ny sakafo ho mahavelona [1.1]
Fanazavàna teny anglisy The liver [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  [Tankarana] Foie; poumon [1.19]
 Foie [1.3]
 Le foie [1.8]
Voambolana 
Haiendriteny 
Tsotra : aty, atiko, atinao, atiny, atintsika, atinay, atinareo, atin', atin-, atim-
Kamban-teny 
Ohabolana 

Teny iditra aty
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Merina] La moelle, l'intérieur des tiges fistuleuses. Voir atin-kazo. [1.196]
Voambolana 
Anaram-javamaniry 

Teny iditra aty
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Betsimisaraka] Tsy mitana ny zavatra ao aminy na maloto na azo sotroina [1.78]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/27