|
|
|
|

Teny iditra 1  eo
Sokajin-teny  2  tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3 Milaza toerana akaiky taza-maso ka tondroina, mifamaly amin' ny ao raha tsy taza-maso fa takona: Apetraho eo ambony latabatra ny bokinao. (Apetraho ao an' efitra avaratra ny bokinao)
4 Matetika no azo averina indroa, aloha sy aorian' ny anarana tondroiny, ny eo: Mipetraha eo ambony seza eo, ary raha milaza ny lasa ny fehezan-teny dia tovonana t izy: Niresaka teo izahay anikeheo [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 here (in sight) [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 ici (visible) [1.8]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Anarana :
Mpanahaka  13  any, 14  ao, 15  ary, 16  aroa, 17  aty, 18  ato, 19  atsy, 20  eny, 21  eo, 22  ery, 23  eroa, 24  ety, 25  eto, 26  etsy
Fikambanana  27  Fitenena, anaran-tany, sns miisa 16 misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04