Entrée |
ao
|
Partie du discours | adverbe
|
Explications en malgache | Enti-milaza toerana akaikin' ny misy ny tena fa tsy anatrehana: Misy voronkely ao an' efitra ao ¶ Toerana tsy dia lavitra loatra fa takona: Misy tanàna ao ambadik' io tendrombohitra io ¶ Toerana anaty: Malahelo ao am-po ny olona tsy tantera-panantenana [Rajemisa 1985]
|
Explications en anglais | there, in that place, in; usually means in a place where the object is not seen. Past, tao; future, ho ao.
See any,
eo.
[Richardson 1885]
|
| there (not in sight) [Hallanger 1973]
|
Explications en français | là (pas visible) [Hallanger 1974]
|
Explications en italien | la (a vista) ¶ Preposizione di stato in luogo: monina ao Roma izy, egli abita a Roma [Profita 1969]
|
Dérivations |
Morphologie |
|
Mots composés, titres, noms |
|
Analogues |
etỳ ~
eto ~
eo ~
etsy ~
eny ~
eroa ~
erỳ |
|
atỳ ~
ato ~
ao ~
atsy ~
any ~
aroa ~
arỳ |
|
Entrée |
-ao
|
Partie du discours | pronom
|
Explications en malgache | Mpisolo anarana fanao tovana entina misolo ny olona iresahana raha tokana:
Sasao ny lohanao sy ny tongotrao. /
Rahoviana no ho vitanao ity raharaha ity? [Rajemisa 1985]
|
Explications en français | -nao. Tien , tienne, à toi, ta, tes, par toi, de toi.
Ny masonao: tes yeux, vos yeux.
Azonao: obtenu, reçu, compris par toi, par vous.
Alohanao: avant toi, avant vous. ¶ Tu, toi, entre femmes.
Nahoana, ry nao, no manao izany indry a? pourquoi agis-tu ainsi, toi?
Dans certaines façons de parler familières, les suffixes
nao, ao visent celui dont on parle (3e personne).
Ity lohanao e! quelle vilaine tête il a!
Intony endrikao e! qu'il est laid!
Izany tongotrao e! qu'il a de vilains pieds celui-là! [Abinal 1888]
|
Explications en anglais | thine, thy; by thee. [Richardson 1885]
|
Explications en français | De toi, par toi, de vous, par vous.
Se place comme régime indirect après les mots déterminés
par ka, tra, na:
zanakao: ton enfant;
takatrao: atteint par toi;
anaranao: ton nom. [Abinal 1888]
|
| De toi, par toi, de vous, par vous. [Rajaonarimanana 1995]
|
Analogues |
-nao |
|
ianao ~
anao |
Tableaux et planches |
|
|
Entrée |
ao
|
Partie du discours | interjection
|
Explications en malgache | [Betsimisaraka]
teny enti-milaza ny fahafaham-po rehefa misy zavatra vita ny tonga amin'ny ilana azy: Ao iñy zalahy! [Rakotosaona 1975]
|
|