Teny iditra tatỳ
Singan-teny t~ ; atỳ
Sokajin-teny ny lasan' ny tambinteny [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy Endriky ny mpamaritra "Atỳ" rehefa enti-milaza ny lasa, ka ny lazaina aminy dia olona na zavatra nisy tao amin' ny toerana malalaka iray misy ny tena nefa tsy ao intsony: Be ala tatỳ Madagasikara taloha [1.1]
Ohatra 
1Kanjo dia ny famelana azy ireny tanteraka no nandraisan' ny vavy ny teniny taty aoriana. [2.470]
2Izao aza angaha tonga taty aho, raha tsy notantanan' I zanako lahy ity! [2.472]
Anaram-javamaniry 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/21