Teny iditra |
vaky
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Fanazavàna teny malagasy | Enti-milaza zavatra potika noho ny olona na vely nahazo azy na noho ny fianjerany: Vaky ny solomasoko Simba, rava: Vakin' ny rano ny fefiloha Miseho: Vaky masoandro Fantatry ny olona rehetra: Vaky izao ny tsiambaratelony Enti-milaza ny ravina, ny voa, ny vony vao mivelatra: Vaky ravina ny zavamaniry amin' ny lohataona
[1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | Broken, as glass; split; split open [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Brisé, comme le verre; fendu; partagé [1.8]
|
Sampanteny |
Kamban-teny |
|
Kamban-teny, lohateny, anarana |
|
Anaran-toerana |
|
Ohabolana |
|
Teny iditra |
vaky
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Sila-javatra potipotika, poti-javatra: Voan' ny vakin-tavoahangy ny tongotro Fanasaratsarahana ny teny voasoratra mba hahazoana ny hevitra lazaina: Vaky teny malagasy [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | Morceau, partie ; les diverses parties d'un bourgeon qui s'ouvre [1.196]
|
Sampanteny |
Kamban-teny |
|
Ohabolana |
|