Entrée | anjara (any, zara) | ||||||||
Partie du discours | nom | ||||||||
Explications en malgache | Ampahany amin' ny zavatra anankiray nozarazaraina ho an' olona maro,: Tsy hamidiko na oviana na oviana ny anjara lovako tamin' i dada sy neny ¶ Zavatra (soa na ratsy) heverina ho avy amin' Andriamanitra ka samy manana ny azy ny olombelona rehetra: Mahaiza mionona fa izao no anjara ~ Izao no anjara ka zakao. ¶ (Ny anjara sy ny vintana dia sahalahala ihany satria samy milaza zavatra -- soa na ratsy -- mihatra amin' ny tena, saingy ny anjara, filaza indrindra amin' ny zavatra lehibe: loza, fahafatesana, fanambadiana ... ary heverina ho avy amin' Andriamanitra indrindra, fa ny vintana kosa dia filaza amin' ny zavatra madinidinika: loka, antsapaka ... ary heverina ho avy amin' ny kisendrasendra na ny tonon' andro) [Rajemisa 1985] | ||||||||
Explications en anglais | a share, a portion, a lot. See zara, and anjady. [Richardson 1885] | ||||||||
a share; a part of the responsibility; destiny, one's lot [Hallanger 1973] | |||||||||
Explications en français | destinée [Abinal 1888, Hallanger 1974, Rakotonaivo 1993] | ||||||||
part [Hallanger 1974, SLP 1986] | |||||||||
lot; une part de responsabilité [Hallanger 1974] | |||||||||
Morphologie |
| ||||||||
Synonymes | vintana | ||||||||
Mots composés, titres, noms |
| ||||||||
Exemples |
| ||||||||
Citations | Proverbes contenant le mot anjara | ||||||||
Mis à jour le 2020/10/21 |
![]() |