|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1  afero
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Paosy kely lavalava eo ambanin' ny aty kely foana (amin' ny ila havanana), izay iangonana rano maitsomaitso mangidy antsoina rahateo hoe ranonafero, izay miforona ao amin' ny aty ka midina ao amin' ny vava tsinay rehefa miditra ao ny sakafo
Ilay rano maitsomaitso mangidy mihitsy
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] the bile, the gall, the gall-bladder
5  [1.7] bile
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.3] Bile, fiel, la vésicule qui le contient
7  [1.8] bile, fiel
Ohatra  8  [2.1022#] Aza atohokao anay 'ty afero tsy mitampoka!
Voambolana  9  Haiaina
Kamban-teny 
Anaram-biby 
Anaram-javamaniry 
Ohabolana  20  Ohabolana misy io teny afero io

Teny iditra (2/4)21  afero
Sokajin-teny  22  anarana
Fanazavàna teny malagasy  23  [1.1] Zavatra mangidy dia mangidy.
Fanazavàna teny anglisy  24  [1.2] bitterness, costly. [mal ampada(?).]
Fanazavàna teny frantsay  25  [1.3] amertume, aigreur
26  [1.8] amertume
Voambolana  27  Ontam-po
Kamban-teny 
Lahatsoratra  29  Randzavola: afero ao amin' ny Baiboly

Teny iditra (3/4)30  afero
Sokajin-teny  31  filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana afetra [Fitanisana]
Fototeny  32  fetra

Teny iditra (4/4)33  afero
Sokajin-teny  34  filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana aferina [Fitanisana]
Fototeny  35  afitra

Fivaditsoratra  36  afero, arefo, efaro

Nohavaozina tamin' ny 2025/05/16