Teny iditra vony
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Loko na volon-javatra sahala amin' ny tamotamo; haboka: Vony ny tamenak' atody [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Yellow [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Couleur jaune [1.8]
Tovy hevitra vonivony
Kamban-teny 
Anaram-javamaniry 
Tsanganana sy sary iray takila Ny Loko

Teny iditra vony
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Ilay bokony mena mavokely amin' ny zavamaniry izay mamontsina dia vaky felana ary misy tonga voa, misy tonga voninkazo; fanja [1.1]
 Taovam-pananahan'ny zavamaniry [1.13]
Fanazavàna teny anglisy A flower [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Fleur [1.8, 1.13]
 Fleur ; à ne pas confondre avec vony (adjectif) [1.196]
Voambolana 
Haiendriteny 
Tsotra : vony, voniko, voninao, voniny, vonintsika, voninay, voninareo, vonin', vonin-, vonim-
Tovonana : -bony, -boniko, -boninao, -boniny, -bonintsika, -boninay, -boninareo, -bonin', -bonin-, -bonim-
Sampanteny 
 
Kamban-teny 
Anaram-javamaniry 
Ohabolana 

Teny iditra voñy
Sokajin-teny Tsy lazaina
Fanazavàna teny malagasy  [Taisaka, Tambahoaka] fierena [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/06