Fizahan-teny

Ohabolana : misolo

Ohabolana 1Aza misolo voina ny akalana ka miteti-kena ambony fe. [2.558 #778, 2.653 #639]
Aza misolo voina ny akalana ka miteti-kena ambonin' ny fe. [2.165 #1094]
Mandidy hena ambony fe ka misolo vaika ny akalana. [2.558 #2067]
Misolo voina ny akalana ka mikapa hena ambony fe. [1.1]
Misolo voina ny akalana, ka mikapa hena ambony lohalika. [2.415]
Misolo voina ny akalana, ka mitetika ambony felatanana. [2.415]
Misolo voina ny akalana: mitetika ambony fela-tanana. [2.653 #1837]
Misolo voina ny akalana ve no miteti-kena ambony felatanana? [2.558]
Saro-po amin' akalana, ka miteti-kena ambony felantanana. [2.558]
Fanazavana malagasyEnti-milaza ny olona manao mosalahy izay tsy manahy kely akory ny zavatra mety hahavoa azy. [1.1]
Dikanteny frantsayÉpargner le billot et découper la viande sur le genou ou sur la paume de la main. [2.415 #3856]
Ne prenez pas la place du hachoir en découpant la viande sur votre cuisse. [2.165]
Fanazavana frantsaySe disait des gens qui s'exposent au malheur ou subissent un préjudice, en se portant caution pour d' autres ou en cherchant à les protéger. [2.415 #3856]

Ohabolana 2Aza tohintohinina fa akoho vorona nisolo ny tena (tamin' ny fampinomana). [2.558 #816]

Ohabolana 3Hovalahy mamosavy andevolahy, ka misolo ny entan-kitainy. [2.165 #1582, 2.415 #492]
Dikanteny frantsayUn Hova jetant un sort (et par là tuant) un esclave, doit ensuite porter sa charge de bois. [2.165]
Fanazavana frantsayHova qui jette un sort sur un esclave et le tue : c' est à lui de porter la charge de bois de l' esclave. [2.415 #492]

Ohabolana 4Hovalahy mibaby andriana, ka misolo ny entan' ny Manendy. [2.415 #473, 2.165]
Dikanteny frantsayHova qui porte un noble sur son dos : il fait ce que font les Manendy ou serfs royaux. [2.415 #473]
Un Hova portant un noble sur son dos: il fait le travail d' un Manendy. [2.165]
Fanazavana frantsayLes Manendy étaient une caste de serfs royaux qui, avant remploi du filanzane, étaient chargés de porter sur leur dos, quand les circonstances l' exigeaient, les nobles de race royale. [2.165]

Ohabolana 5Izy no tsara torimaso, efa nahalehibe zaza handimby (hisolo) azy. [2.558 #1534]

Ohabolana 6Ny antsibe no banga, dia nisolo ny anjaran' ny famaky. [2.558 #186]
Ny antsibe no ho banga, fa ny hazo fikapan' ny famaky avy no nojinjany. [2.653]
Ny antsibe no ho banga, nijinjana ny hazo tsy tandrifiny. [2.415 #2543, 2.653]
Dikanteny frantsaySi le coutelas est ébréché, c' est qu' il a servi pour abattre des arbres pour lesquels il n' était pas fait. [2.415 #2543]
Fanazavana frantsaySe disait des gens se ruinant à faire des choses disproportionnées avec leur condition. [2.415 #2543]

Ohabolana 7Saro-po amin’ akalana, ka miteti-koditra amin-tanana. [2.653 #2869]
Misolo voina ny akalana : mitetika ambony fela-tanana. [2.653 #2869]

Fizahan-teny