Teny iditra | voina | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Fanazavàna teny malagasy | Loza mihatra, antambo mby an-koditra [1.1] | |||
Fanazavàna teny anglisy | Calamity, aflliction [1.7] | |||
Fanazavàna teny frantsay | Malheur, châtiment, peine, souillure, déshonneur, malédiction [1.3] | |||
Calamité, désastre [1.8] | ||||
Ohatra | Izy aloha dia tonga isan-kerinandro taorian' iny voina iny.
[2.472] | |||
Sampanteny |
| |||
Kamban-teny |
| |||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny voina io | |||
Fivaditsoratra | anivo, avony, niavo, vinoa, viona, voany, voina |
Nohavaozina tamin' ny 2023/10/20 |
![]() |