Teny iditra | felatanana | ||
Sokajin-teny | anarana | ||
Fanazavàna teny malagasy | Ny atin' ny tanana: Sasao fa maloto izany felatananao izany [1.1] | ||
Fanazavàna teny anglisy | [ fela tanana ] The palm of the hand. [1.2] | ||
The palm of the hand [1.7] | |||
Fanazavàna teny frantsay | La paume de la main [1.8] | ||
Voambolana | Haiaina | ||
Singan-teny | fela ; tanana | ||
Kamban-teny |
| ||
Anaram-javamaniry |
| ||
Manontolo | |||
Anaran' akora mamorom-batana | |||
Anaran-toerana |
| ||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny felatanana io | ||
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/07 |
![]() |