Teny iditra | hatotanana | ||||
Sokajin-teny | anarana | ||||
Fanazavàna teny anglisy | [ hato-tanana ] The wrist. [1.2] | ||||
Fanazavàna teny frantsay | Poignet [1.3, 1.13] | ||||
[ hato-tanana ] La jonction de la main au bras [1.3] | |||||
Ohatra | Raha tsy afaka hitanao eo amin' ny hatotanana ny fitempon' ny fo, dia tsapao eo amin' ny tenda, eo akaikin' ny tendron-traotraoka.
[2.424] | ||||
Voambolana | Haiaina | ||||
Singan-teny | hatoka ; tanana | ||||
Kamban-teny |
| ||||
Manontolo |
| ||||
Anaran' akora mamorom-batana |
| ||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/03/21 |
![]() |