Teny iditra (1/5) | 1 soroka |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Fitambaran' ny taolana roa -- rangomaina sy taolam-panavy -- izay mampifandray ny sandry amin' ny tenabe |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] the shoulder |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3#633, 1.8] l'épaule |
Ohatra |
6 [2.472] Henjana ny hazondamosina manontolo rahefa hariva ny andro, mavesatra ny soroka sy ny hatoka, manaintaina ny sandry. |
Voambolana |
7 Haiaina |
Haiendriteny |
|
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Anaram-javamaniry |
|
Manontolo |
|
Anaran' akora mamorom-batana |
|
Ohabolana | 34 Ohabolana misy io teny soroka io |
Teny iditra (2/5) | 35 soroka |
Sokajin-teny | 36 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
37 [1.1] Fanalana ny tany na ahitra amin' ny angady, izay asosa hisafosafo ny tany ny vohony: Soroka ahitra |
Fanazavàna teny frantsay |
38 [1.3#633] action de racler, d'égaliser, d'enlever avec la bêche. |
Sampanteny |
|
Teny iditra (3/5) | 41 soroka |
Sokajin-teny | 42 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
43 [1.1] Fialana amin' ny famelezana, toy ny tora-bato, kapoka, totohondry: Soro-baton' ilay jamba: voa vao mihilana (ohab.) |
Fanazavàna teny frantsay |
44 [1.3#633] action d'esquiver un coup en se penchant. |
Sampanteny |
|
Teny iditra (4/5) | 46 soroka |
Sokajin-teny | 47 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
48 [1.1] [Betsimisaraka]
Sotro ravina |
Ohatra |
49 [2.245#] Ravina natao soroka (sotro) no isotroana ny rano. |
Teny iditra (5/5) | 50 soroka |
Sokajin-teny | 51 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
52 [1.196] (sens général : action de racler ; allusion à l'emploi des écorces en médecine populaire). Dalbergia pterocarpiflora Baker (Fabaceae). L'un des palissandres malgaches. On en râpait aussi les écorces pour les employer en teinture, pour tanner les cuirs, etc. [Bezanozano]
|
Voambolana |
53 Haizavamaniry |
Anarana ara-tsiansa |
|
Fivaditsoratra | 55 asorok, rosako, soroka |
Nohavaozina tamin' ny 2025/05/27 |
![]() |