Teny iditra | sorohina (soroka) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | (tany na ahitra) Alana amin' ny angady, izay asosa fotsiny hisafosafo ny tany ny vohony: Sorohy kely ireto ahitra ireto fa mandoto tokotany Ialana mialoha: Tokony hosorohina ny loza amin' ny fitandremana fatratra [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | To be dodged to be cleared (of ground); to be removed [1.7] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Dont on s'esquive; qu'on enlève en sarclant; qu'on ôte [1.8] | ||||||||
Ohatra | sorohina ny ahitra mandady eny an-tokotany
[2.470] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny sorohina io | ||||||||
Fivaditsoratra | sohirano, sorohina |
Nohavaozina tamin' ny 2023/02/20 |