Entrée fiantsorohana (soroka)
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Fandraisana ho adidy, fiandraiketana
Exemples 
1 [Andraina: I Vola, page 27] Rahefa mivady anefa isika, misy anjara-toeran' ny lehilahy ao amin' ny tokan-trano, anjara-toerana izay ilàna fahasahiana, finiavana, fiantsorohana andraikitra : tokony hananan' i Dera izany.
2 [SeFaFi , page 2007/10/27] Araka izany, dia nisy mpiasan' ny sampan-draharaha misahana ny fitahirizana ny volam-panjakana, antsoina hoe Gariste Daméogénie, naka vola tao amin' ny Ministeran' ny Fitantam-bola mitentina miliara am-polony maromaro, avy amin' ny tahiry atokana ho fiantsorohana ny fitsaboana ny mpiasam-bahoaka marary.

Mis à jour le 2020/07/31