Teny iditra (1/5) | 1 kibo |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Ny faritra malemy eo ambanin' ny tratra misy ny vavony, ny aty, ny tsinay |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] the belly, the abdomen, the stomach, the womb. [Some Polynesian dialects kopu; Bouton kompo; Teor. kabin] 5 [1.7] the belly |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.3, 1.8, 1.13] ventre 7 [1.13] abdomen |
Ohatra |
8 Nihanahia I Solo, nanjary narary kibo matetika. [2.472#] 9 mampiasa izany raha misy marary ao amin'ny kibo. [2.424#] |
Voambolana |
10 Haiaina |
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Anaram-javamaniry |
|
Manontolo |
|
Anaran' akora mamorom-batana |
|
Ohabolana | 61 Ohabolana misy io teny kibo io |
Teny iditra (2/5) | 62 kibo |
Sokajin-teny | 63 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
64 [1.3] chatouillement |
Sampanteny |
|
Teny iditra (3/5) | 70 kibo |
Sokajin-teny | 71 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
72 [1.78] [Bara]
dongy, fidongiana |
Fanazavàna teny frantsay |
73 [1.3] le coeur, les sentiments, la disposition intérieure |
Voambolana |
74 Toe-tsaina |
Kamban-teny |
|
Teny iditra (4/5) | 76 kibo |
Sokajin-teny | 77 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
78 [1.10#K174] [Betsileo, Tanala]
kibobo, kibokely, kibotay 79 [1.78] [Taisaka, Bara] kibobo (vorona) |
Fanazavàna teny anglisy |
80 [1.2] [Provincial]
a species of bustard quail |
Fanazavàna teny frantsay |
81 [1.19] [Tankarana]
caille. |
Voambolana |
82 Haibiby: vorona |
Tovy hevitra | 83 kibobo |
Teny iditra (5/5) | 84 kibo |
Sokajin-teny | 85 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
86 [1.196] (sens général : le ventre). Nom donné aux tubercules comestibles du nénuphar malgache, Nymphaea stellata Willd. (Nymphaeaceae). On prétend que les hommes qui en mangent beaucoup sont frappés d'impuissance. [Taifasy]
|
Voambolana |
87 Haizavamaniry |
Anarana ara-tsiansa |
|
Fivaditsoratra | 89 biko, boky, kibo |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02 |
![]() |