Teny iditra kinibo (kibo)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Voakibokibo, voakitikitika: Nokinibony ny zazakely ka nitokelakelaka aoka izany [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Chatouillé [1.3]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : kinibo, kiniboko, kinibonao, kinibony, kinibontsika, kinibonay, kinibonareo, kinibon', kinibon-, kinibom-
Ny lasa : nokinibo, nokiniboko, nokinibonao, nokinibony, nokinibontsika, nokinibonay, nokinibonareo, nokinibon', nokinibon-, nokinibom-
Ny hoavy : hokinibo, hokiniboko, hokinibonao, hokinibony, hokinibontsika, hokinibonay, hokinibonareo, hokinibon', hokinibon-, hokinibom-
Tovy hevitra voakibo

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20