Teny iditra nono
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Organa hita eo amin' ny tratran' ny olombelona sy ny biby miteraka, izay iavian' ny ronono amelomany ny zanany raha mbola kely [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A pap, a breast, a teat. [1.2]
 The breasts [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Les seins; mamelle [1.8]
 Mamelle, pis. [Voambolana: Haibiby: (amin' ny ankapobeny)] [1.13]
Voambolana 
Sampanteny 
Kamban-teny 
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Manontolo vatana
Anaran' akora mamorom-batana tratra, tanana, tongotra, soroka, sandry, hatoka, helika, vozona, vody, kibo, loha, lamosina
Ohabolana 

Teny iditra nono
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Bara] (allusion à ses emplois comme galactogogue). Metaporana parvifolia var. obtusa Verdc. (Convolvulaceae). L'infusion en est donnée aux femmes qui viennent d'accoucher pour favoriser la lactation ; surtout quand elles sont suspectes de syphilis. [1.196]
Voambolana 
Anarana siantifika Metaporana parvifolia var. obtusa

Nohavaozina tamin' ny 2023/03/20