Fizahan-teny

Ohabolana : nono

Ohabolana 1Rafotsibe mampinono : ny nono tsy misy fa ny kiry no betsaka. [2.558]

Ohabolana 2Reniny va no vakivaky nono sa ny zanany no maraorao lela? [2.165 #1892, 2.415 #997, 2.653 #2788]
Reniny ve no vakivaky nono, sa ny zanany no maraorao lela? [2.558 #3751]
Dikanteny frantsayEst-ce la vache qui a toujours eu des crevasses aux pis, ou est-ce le veau qui a la langue rugueuse, (et a ainsi causé les crevasses)? [2.165]
Est-ce sa mère qui a les mamelles gercées, ou bien l' enfant qui a la langue rugueuse? [2.415 #997]
Fanazavana frantsayA Madagascar on laisse les veaux téter leurs mères. [2.165]
Se disait des enfants qui étaient ingrats envers leurs parents. [2.415 #997]

Ohabolana 3Taizan' amboabe, ka ny tsy vokin' ny nono andoavana. [2.558 #4000]
Taizan' amboabe: ny tsy voky ny nono andoavana. [2.653 #2978]

Ohabolana 4Tiana ny zanaka, fa raha manaikitra ny nono akifika. [2.558 #4135]
Tiana ny zanaka ; nefa raha manaikitra ny nono, akifika. [2.415 #942]
Tsy misy mamy hoatry ny zanaka, fa raha manaikitra ny nono akifika. [2.165 #1891]
Tsy misy mamy ohatra ny zanaka, fa raha manaikitra ny nono akifika. [2.558, 1.1]
Fanazavana malagasyEnti-milaza fa na dia izay tiana indrindra aza, raha tafaohatra ny toetra asehony dia akipaka. [1.1]
Dikanteny frantsayLa mère aime son enfant, mais lorsqu' il lui mord le sein en tétant, elle l' écarte. [2.415 #942]
Rien n' est plus précieux (litt. doux) qu' un enfant, mais quand il mord le sein on le repousse. [2.165]
Fanazavana frantsaySe disait des gens ingrats envers leurs bienfaiteurs ; se disait surtout pour montrer que l' affection ne doit pas empêcher les corrections et les réprimandes. [2.415 #942]

Fizahan-teny