Teny iditra | ara- | |||||||||
Sokajin-teny | endritenin' ny hoe araka | |||||||||
Kamban-teny |
| |||||||||
Teny iditra | ara | |||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||
Fanazavàna teny anglisy | [Provincial] A species of wild duck [1.2] | |||||||||
Fanazavàna teny frantsay | [Tankarana] Canard à bosse [1.19] | |||||||||
Voambolana | Haibiby: vorona | |||||||||
Sampanteny |
| |||||||||
Tovy hevitra | arosy | |||||||||
Teny iditra | ara | |||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Taisaka] rotsirotsy [1.78] | |||||||||
Fanazavàna teny frantsay | [Taisaka] Moyen de satisfaire [1.82] | |||||||||
Sampanteny |
| |||||||||
Kamban-teny, lohateny, anarana |
| |||||||||
Teny iditra | ara | |||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Taisaka] Famarana, fandrefesana [1.78] | |||||||||
Ventim-belaran-tany [1.13] | ||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | [Taisaka] Mesure [1.82] | |||||||||
Are [1.13] | ||||||||||
Voambolana | Toerana | |||||||||
Sampanteny |
| |||||||||
Teny iditra | ara | |||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Betsimisaraka] Haran-dranomasina [1.78] | |||||||||
Voambolana | Haitoetany: (amin' ny ankapobeny) | |||||||||
Teny iditra | ara | |||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Bara] fatra [1.78] | |||||||||
Teny iditra | ara | |||||||||
Sokajin-teny | mpampitohy | |||||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Bara] ary, araky [1.78] | |||||||||
Teny iditra | ara | |||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||
Fanazavàna teny anglisy | [Betsileo] Name of a tree. Ficus sp. Same as voara [Mal. ara.] [1.2] | |||||||||
Fanazavàna teny frantsay | [Bara, Betsileo, Sakalava, Taisaka] Ficus tiliifolia Baker (Moraceae). Le fruit ou voara (nom qu'on donne souvent aussi à l'arbre tout entier) est comestible ; très estimé. On en confectionne des préparations adoucissantes contre la toux. (voir aussi voara). [1.196] | |||||||||
Voambolana | Haizavamaniry ~ Fahasalamana | |||||||||
Anarana siantifika | Ficus tiliifolia | |||||||||
Anaram-javamaniry |
| |||||||||
Ny fihaviany | Malay: ara. | |||||||||
Tovy hevitra | voara | |||||||||
Teny iditra | Ara | |||||||||
Sokajin-teny | anaran-tsamirery (ara-baiboly) | |||||||||
Fanazavàna teny anglisy | Ara, Aera [2.996] | |||||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Randzavola: Diksionera amin' ny Baiboly: NNN] [1.38] | |||||||||
Fanazavàna teny anglisy | Arah [2.996] | |||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Arah [2.996] | |||||||||
Voambolana | Soratra Masina | |||||||||
Tsipelina hafa | Aera | |||||||||
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly | Toko sy andininy momba Ara | |||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2022/12/03 |
![]() |