Teny iditra fatra-
Sokajin-teny endritenin' ny hoe fatratra
Kamban-teny 

Teny iditra fatra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fomba ahafantarana ny haben' ny zavatra (ranona voan-javatra) amin' ny fanaovana azy ao anaty vata efa voamarika ho izao na izao ny habeny. Habe, habetsahana, raha zavatra tsy mba lanjaina na isaina, fa atao anaty vata efa famarana raikitra: Ataovy tsara fatra itỳ vary itỳ, à / Ohatrinona ny fatran' ny vary harotsaka, ry neny?
Famarana: Manao ratsy fatra ianao izany lahy! [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A measure for solids and liquids. [1.2]
 Any measure of capacity [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  [Tankarana] Mesure. [1.19]
 Mesure de capacité [1.8]
Sampanteny 
 
Kamban-teny 
Anaram-javamaniry 
Ohabolana 

Teny iditra fatra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Taisaka] kijana
havoana [1.78]
Fanazavàna teny frantsay  [Taisaka] Collines offrant un pâturage [1.82]

Teny iditra fatra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Bezanozano] Teny napetraka, hafatra [1.78]
Kamban-teny 

Teny iditra fatra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Taimoro] Anaran-kazo, hazo manitra [1.78]
Fanazavàna teny frantsay (du souahéli matra) Nom générique des bois faciles à traiter, avec lesquels on fait les mesures pour le riz, elles-mêmes appelées fatra ou vata. fatra est à la fois la mesure et l'action de vendre, de faire payer quelque chose. Son emploi montre le passage à l'économie marchande et il est important que le mot soit d'origine souahélie. Il montre que l'idée d'économie marchande est arrivée dans l'Ouest, amenée par les peuples islamisés de la côte orientale d'Afrique. Ceux que les Arabes appelaient le zanj (d'où le nom de Zanzibar). Dans certains dialectes, on prononce fatsa. Les principales espèces connues sous ce nom de fatra sont énumérées ci-dessous [1.196]
Voambolana 

Teny iditra fatra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Betsimisaraka] Terminalia pumila Thouars ex Tul. (Combretaceae). Beau bois utilisé aussi en charpente, en menuiserie, etc. L'écorce fournit une teinture jaune. Elle entre parfois dans la composition des belahy, ajoutés aux boissons alcooliques. [1.196]
Anarana siantifika Terminalia pumila
Voambolana 

Teny iditra fatra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Betsimisaraka, Tankarana] Cycas thouarsii R.Br. (Cycadaceae) : la moelle fournit une fécule appréciée, genre de sagou. [1.196]
Anarana siantifika Cycas thouarsii
Voambolana 

Teny iditra fatra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Tanosy] « arbre produisant le litimainty ou benjoin » (Hugon 1818). Peut-être aussi un terminalia ? Le vrai benjoin n'existe pas à Madagascar. [1.196]
Voambolana 

Teny iditra fatra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Mahafaly] Arbre indéterminé. [1.196]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/12/04