|
|
|
|

Teny iditra 1  kijana
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Toerana midadasika feno ahitra firaofan' ny omby any an' efitra: "Akanga saraky ny ala anie aho ka misento ny alan-tapia... Zanak' omby lavi-kijana, anaty toerana manavia.." (Fredy Rajaofera) [1.1]
4 tanimbilona vita-nanahary [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  5 [Tankarana] parc à boeufs dans la plaine. [1.19]
6 pâturage naturel [1.13]
Ohatra  7  Nitobahan-tsakafo, toa nilanona, / Ny omby nimà, manim-bala na kijana, / Nefa voatery hiasa tsy an-kijanona; [2.576]
8  Na ny be omby an-kijana na ny tokana am-pahitra nitondra fangirifiriana tamin'i Lekodia sy niantoka io taviny mivozihitra io. [2.895#176]
Tovy hevitra  9 kija
Fikambanana  10  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 8 misy ny teny how kijana
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  12 anjaky, 13 anjika, 14 Ikanja, 15 Jakina, 16 kajina, 17 Kianja, kianja, kijana

Nohavaozina tamin' ny 2026/03/25