|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1  kija
Sokajin-teny  2  matoanteny mpamaritra
Sampanteny 
3  Anarana :
Fanazavàna teny frantsay  4  mouillé, trempé [1.3, 1.196]

Teny iditra (2/4)5  kija
Sokajin-teny  6  anarana
Sampanteny 
7  Matoantenin' ny mpanao :
8  Anarana :
Fanazavàna teny malagasy  9  Orana tsy misy fiatoana
10  Sampona manakana [1.1]

Teny iditra (3/4)11  kija
Sokajin-teny  12  anarana
Fanazavàna teny frantsay  13  parc à boeufs dans la plaine. [Tankarana] [1.19]
Tovy hevitra  14  kijana

Teny iditra (4/4)15  kija
Sokajin-teny  16  anarana
Voambolana  17  Haizavamaniry: zavamaniry fanao fanafody
Fanazavàna teny frantsay  18  C'est le nom général des symphonia (Clusiaceae). Notamment : Symphonia louvelii Jum. et H.Perrier et Symphonia pauciflora Baker. Arbres produisant des graines grasses : elles fournissent une sorte de graisse végétale qui sert de base à de nombreux onguents et pommades. Utilisée aussi comme cosmétique. Les écorces laissent écouler une gomme-gutte qu'on emploie en onguents contre la gale. En bains de vapeurs la même gomme-gutte passe pour un remède des dépressions nerveuses. Voir aussi kijy. [Sihanaka] [1.196]
[Bezanozano]
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  20  jika, kija

Nohavaozina tamin' ny 2024/10/14