Teny iditra ara-drariny
Singan-teny ara- (araka) ; rariny
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Araka ny fahamarinana [1.1]
Ohatra Hany hafatra izay heverin'ny mpanoratra ho aradrariny : aoka mba ho resaka no hanazavana ny teny rehetra, arak' izay azo atao, izany hoe fanontaniana sy valiny. [2.332]

Nohavaozina tamin' ny 2023/12/18