Teny iditra araka
Sokajin-teny mpampiankin-teny [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza fifanarahana, fifandraikana amin-javatra iray, fitovitoviana: Vonona hanao araka ny teninao aho, ry dada. Hovaliana araka ny nataontsika avy isika [1.1]
Fanazavàna teny anglisy According to, following [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Selon, suivant [1.3, 1.8]
 D'après, en proportion [1.3]
Ohatra 
1araka ny hevitro (selon moi, suivant mon opinion) [1.3]
2araka ny reko (d’après ce que J’ai entendu dire) [1.3]
3araka ny asanareo no hahazoanareo vola (vous gagnerez de l’argent en proportion de votre travail) [1.3]
Sampanteny 
Kamban-teny 
Zanakanarana Fitsipi-pitenenana Malagasy Ara-drafitra

Teny iditra araka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Milaza fiarahana, firaisan-kevitra, firindrana amin' izay atao, fitakiana zavatra sy fanaraha-maso [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Action de suivre, d’accompagner
Action de réclamer, d'imiter [tohiny 1.3, 1.5]
 Action de revendiquer
Action de suivre les traces de, d'observer, d’exécuter [1.3]
Haiendriteny 
Tsotra : araka, arako, arakao, arany, aratsika, arakay, arakareo, arak', ara-, araky
Sampanteny 
 
Kamban-teny 

Teny iditra araka
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  [Betsimisaraka] reraka, sasatra [1.78]

Teny iditra araka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Karazan-toaka mahery [1.10]
Ny fihaviany Arabo: araq.

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/05