Entrée |
reraka
|
Partie du discours | participe
|
Explications en malgache | Tsy manan-kery intsony noho ny hanoanana na havizanana: Hateloana izay tsy nanendry honina aho ka reraka / Mafy loatra ny osa' nataony ka reraka izy ¶ Marary mafy: Efa reraka izy ka tsy avelan' ny dokotera iresahana intsony ¶ Maty: Tsy salama teny izy roa volana dia reraka ¶ Lany harena, sahirana izaitsizy: Reraka Rakoto hatramin' izay nahavoazan' ny rivo-doza ny famboleny izay ¶ Ketraka, kivy: Be loatra ny fahoriana nianjady taminy ka tsy mahagaga raha rerakaizy [1.1]
|
Explications en anglais | tired, exhausted [1.7]
|
Explications en français | épuisé, affaibli, exténué par la fatigue, la faim, la maladie ¶ qui est gravement malade ; mort ¶ trop lâche comme une corde, un habit ¶ qui n’a plus de moyens d’existence, pauvre, ruiné, découragé. [1.3]
|
| fatigué, épuisé [1.8]
|
Morphologie |
Présent |
reraka,
reraky,
rerak',
rera- |
Passé |
reraka,
reraky,
rerak',
rera- |
Futur |
ho reraka,
ho reraky,
ho rerak',
ho rera- |
|
Dérivés |
Mots composés |
|
Exemples |
1 | Aza be ahiahy fa rera-doatra anie hianao
[2.928]
|
2 | Angaha mety reraka ny tany?
[2.117]
|
3 | Handeha izy, nefa tsy ho reraka
[2.996]
|
4 | Efa reraka koa moa, ka dia nahita tory teo.
[2.4]
|
5 | Farany, nahia kely sy reraka tanteraka izy.
[2.472]
|
6 | fa rerak' ity zava-nifandimby nihatra taminy
[2.499]
|
7 | Ny tenainy moa dia efa reraky ny tazo malagasy rahateo
[2.649]
|
8 | Avy any lavitra izy ka reraka (Il vient de loin et il est épuisé de fatigue)
[1.3]
|
9 | Tsy nihinana indroa andro izy ka reraka (Il n’a rien mangé depuis deux jours et il est exténué de faim)
[1.3]
|
10 | Niangonan’ ny havany ny marary, fa reraka (Les parents se sont réunis auprès de lui, parce qu’il est gravement malade)
[1.3]
|
11 | Narary telo volana izy dia reraka (Il est mort après trois mois maladie)
[1.3]
|
12 | Reraka izy hatramin’ny nahalaniany ny hareny (Il n’a plus rien depuis qu’il a dépense sa fortune)
[1.3]
|
13 | Nozoin’ ny loza mafy ka reraka (De grands malheurs sont tombés sur lui et il est découragé)
[1.3]
|
|
|