Teny iditra | fandreraka (reraka) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fomba entina mandreraka, mamizana izaitsizy, mahanoana, mampahosa [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Ce qu’on peut épuiser, manière d’épuiser [1.3] | |
Fivaditsoratra | fandrarake, fandreraka |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |