Teny iditra rerahina (reraka)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Vahana dia borahana, ketrahina
Atao izay hahaosa azy, trotrahina
Lanina harena
Kivina, ketrahina [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To be made tired [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Qu’on affaiblit, qu’on épuise; qu'on relâche; qu’on ruine, qu'on décourage [1.3]
 Qu'on fatigue [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : rerahina, rerahiko, rerahinao, rerahiny, rerahintsika, rerahinay, rerahinareo, rerahin', rerahin-, rerahim-, rerahi-
Ny lasa : norerahina, norerahiko, norerahinao, norerahiny, norerahintsika, norerahinay, norerahinareo, norerahin', norerahin-, norerahim-, norerahi-
Ny hoavy : horerahina, horerahiko, horerahinao, horerahiny, horerahintsika, horerahinay, horerahinareo, horerahin', horerahin-, horerahim-, horerahi-
Filaza mandidy : reraho

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20