Teny iditra reradreraka (reraka)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay (duplicatif diminutif) [1.3]
 Un peu épuisé [1.107]
Ohatra Efa sasatra sy reradreraka tamin'ny raharahany izy, ka nidina niorim-ponenana aty Betsileo, ary tonga teto Ambositra telo taona na roa taona mahery izay. [2.324]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20