Teny iditra fampanarahana (araka)
Sokajin-teny anarana
Ohatra 
1Ny fampanarahana ireo va-hiny ireo ny lalàn' ny tany onenany mantsy no anisan' ny zava-dehibe koa tamin' ny fanjakana tamin' izany. [2.366]
2Ho famenoana ireo fepetra misy ankehitriny, dia natao ny fanadiovana vitsivitsy, fampanarahana toetr' andro, fanamarihana, fanoritana mazava, fandrindrana sy fampanarahana amin' ireo rijan-teny hafa. [1.384]
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/03/25