Teny iditra |
milofo
(lofo)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Miezaka amin-kiry, mampiasa ny hery rehetra azo atao, mikely aina: Nilofo mafy tamin' ny fianarana izy ka tsy mahagaga raha afa-panadinana
[1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | To persevere, to persist [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Persévérer, s'opiniâtrer [1.8]
|
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
milofo |
Ny lasa : |
nilofo |
Ny hoavy : |
hilofo |
Filaza mandidy : |
milofosa |
|
|
Teny iditra |
milofo
(lofo)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Manana omby hovonoina hatao lofo [1.1]
|
|