Teny iditra mimokitra (mokitra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Miezaka mafy, mikely aina, mikikitra [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mimokitra
Ny lasa : nimokitra
Ny hoavy : himokitra
Filaza mandidy : mimokira

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05