Teny iditra manaoaintsyhozavatra > manao aina tsy ho zavatra
Singan-teny manao ; aina ; tsy ; ho ; zavatra
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Tsy miraharaha ny ho faty mba hahazoana zava-tsoa iray kendrena [1.1]
 [ manao ny ainy tsy ho zavatra ] Manao an-tsirambina ny aina eo ampitadiavam-bola, mihafy tafahoatra mba hahazoana vola na laza [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To risk one's life, to make life as worthless as a lost nail. [1.2]
Tovy hevitra mitono aina ~ mivarotra aina
Tsipelina hafa