Teny iditra | misikim-ponitra | |
Singan-teny | misikina ; fonitra | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Miasa amin-kerimpo mafy [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | To gird up one's loins in earnest. [1.2] | |
To gird oneself tightly in order to work hard [1.7] | ||
Ohatra | Misikimponitra izy na dia tsy tahaka ny fahiny intsony aza ny herim-batana sy herin-tsaina ao aminy.
[2.470] | |
Tovy hevitra | manao sikim-ponitra ~ misikin-dahy | |
Ohabolana | Ohabolana misy io teny misikim-ponitra io | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/07/24 |