Teny iditra |
misikina
(sikina)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Mamehy lamba manodidina ny valahana: Nitsangana izy dia nisikina handeha hamoha trano Miomana, mivonona fatratra: Misikina ianareo fa hanao tetezana isika fokonolona Manao asa amin-kafanam-po: Nisikina tamin' ny fanadiovana ny tanàna ny mponina Manana: Misikina herim-po fa hiankinan' ny ho avinao ity zavatra ity [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | To wear a cloth around the waist; to gird oneself with the lamba [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Porter quelque chose autour des reins; se ceindre pour travailler [1.8]
|
Ohatra | nisikina niasa mafy izy, sikina natao tery am-balahana izany satria tsy nisy ny natao tao an-kibo.
[2.472]
|
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
misikina,
misikin-,
misikim-,
misiki- |
Ny lasa : |
nisikina,
nisikin-,
nisikim-,
nisiki- |
Ny hoavy : |
hisikina,
hisikin-,
hisikim-,
hisiki- |
Filaza mandidy : |
misikìna |
|
Tovy hevitra | |
Kamban-teny |
|
|
Teny iditra |
misikìna
(sikina)
|
Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao misikina
|
Fanazavàna teny malagasy | [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | [1.3]
|
|