Teny iditra |
misiky
(siky)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Manome siky [1.13]
|
Fanazavàna teny frantsay | Se précipiter [1.13]
|
Voambolana |
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
misiky |
Ny lasa : |
nisiky |
Ny hoavy : |
hisiky |
Filaza mandidy : |
misikia |
|
|
Teny iditra |
misiky
(siky)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | [Taisaka]
Mitafy [1.78]
|
| [Tanosy]
Misikina, mitafy [1.78]
|
| Miakanjo [1.13]
|
Fanazavàna teny frantsay | Se vêtir, s'habiller [1.13]
|
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
misiky |
Ny lasa : |
nisiky |
Ny hoavy : |
hisiky |
|
Tovy hevitra | |
|
Teny iditra |
misiky
(siky)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Mandroaka biby amin' ny filazana hoe "siky" [1.1]
|
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
misiky |
Ny lasa : |
nisiky |
Ny hoavy : |
hisiky |
Filaza mandidy : |
misikia |
|
|
Teny iditra |
misiky
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | [Tanosy]
Mifoka (sigara, ets) [1.78]
|
|
Teny iditra |
misiky
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | [Taisaka]
Mitsentsitra [1.78]
|
|