Teny iditra mikely aina
Sokajin-teny fomba fiteny
Fanazavàna teny malagasy Mikezaka mafy, manao izay azo atao rehetra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To put forth great exertions, to do unremittingly; lit. to make one's life little. [1.2]
 To make a big effort [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Faire de grands efforts [1.8]
Teny fotony mikely, aina

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/19