Teny iditra mifofotra (fofotra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mampandeha ny tafoforana: Tsemboka ery Rakoto rehefa mifofotra
Manafana: Izy no nifofotra tamin' ny lanonan' ny fokontany
Mikezaka, mikely aina, mimaso, milozoka: Mifofotra amin' ny fanoratana boky izy. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To make a big effort [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Faire de grands efforts [1.8]
Ohatra Indro, Izaho no nahary ny mpanefy izay mifofotra ny afo amin'ny arina ka mahavita fiasana hanaovany ny asany [2.996]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mifofotra
Ny lasa : nifofotra
Ny hoavy : hifofotra
Filaza mandidy : mifofora
Tovy hevitra mamofotra
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11