Teny iditra | may volon' orona | |
Singan-teny | may ; volo ; orona | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Enti-milaza fahamaizana izaitsizy noho ny raharaha maro dia maro na maika dia maika; sahirana mafy ka dodona aoka izany erỳ [1.1] | |
Tovy hevitra | may volon-kelika ~ may volon-tratra | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/05/23 |