Teny iditra miokitra (okitra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Miezaka mafy, mikely aina
Mitovy hevitra: lofo ~ milofo [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To struggle, to strive. [1.2]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : miokitra
Ny lasa : niokitra
Ny hoavy : hiokitra
Filaza mandidy : miokira

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05